|
|
|
|

Entry1  manganohano ny ranomaso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonyms  4  mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso
Elementary words  5  manganohano, ranomaso

Updated on 2023/06/19